Entry paositra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona [1.1]
Explanations in English The mails, the postal service [1.7]
Explanations in French La poste [1.8]
Examples Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny Paositra tao? [2.470]
Origin French: poste.

Updated on 2020/07/31