|
|
|
|

Entry1  otrikaina
Elementary words  2 otrika, 3 aina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1]
6 singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13]
Explanations in French  7 éléments constitutifs d'un aliment [1.13]
Vocabulary  8  Economy: food

Anagrams  9 ikitroana, 10 itakarino, otrikaina

Updated on 2025/11/17