Entry orin > orina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
English translation   [Richardson 1885]
French translation   action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry orin > orina (otra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [Rajemisa 1985]
English translation   to be massaged, to be rubbed [Hallanger 1973]
French translation   qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [Abinal 1888]
   qu'on masse, qu'on frictionne [Hallanger 1974]
Morphology  
orina
oriko
orinao
oriny
orintsika
orinay
orinareo
orin'
orin-
orim-
ori-
norina
noriko
norinao
noriny
norintsika
norinay
norinareo
norin'
norin-
norim-
nori-
horina
horiko
horinao
horiny
horintsika
horinay
horinareo
horin'
horin-
horim-
hori-
ory

Entry orin > orina (ory)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Atao izay hampahantra azy; botrina [Rajemisa 1985]
French translation   qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [Abinal 1888]