Entry orim-bintana
Elementary words orina ; vintana
Part of speech locution
Examples fa ny mpanandro izay mahalala ny orim-bintana amy ny vazantany efatra, na ny orim-bintana amy ny lanitra, na ny orim-bintana amy ny omby, na ny orim-bintana amy ny vorona, na ny orim-bintana amy ny faditra ifadirana sy ny sorona isoronana, na ny filazana ny soa sy ny ratsy manjo ny olona amy ny tononandro nahaveloma'ny: [2.48]

Anagrams 

Updated on 2023/12/08