Entry oran-kerinandro (orana, herina, andro)
Part of speech expression
Malagasy definition orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [Rajemisa 1985]
Synonyms laifito ~ oran-kafitoana

Updated on 2020/07/31