|
|
|
|

Entry1  oran-kerinandro
Elementary words  2  orana, 3  herinandro
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [1.1]
Synonyms  6  laifito, oran-kafitoana

Updated on 2025/09/12