Entry ora
Part of speech noun
Malagasy definition Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [Rajemisa 1985]
 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [SLP 1986]
English definition An hour [Richardson 1885]
French definition Heure [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin English: hour. Latin: ora.
Compound words, titles, names 
Examples 
1Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [Rajohanesa: Kintana]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 70]
Quotes 
Articles 

Entry ora-
Part of speech morphological form of the word orana
Examples 
1Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [Veyrières 1913]
2Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [Veyrières 1913]

2020/02/13