| Entry | 1 oniversite |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana
[1.1] |
| Explanations in English |
4 university
[1.209] |
| Examples |
5 Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite.
[2.356]
6 Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. [4.27] |
| Vocabulary | 7 Education |
| Synonyms | 8 anjerimanontolo |
| Updated on 2025/09/12 |
|