|
|
|
|

Entry1  ombalahy tsy mihosy
Elementary words  2 ombalahy, 3 tsy, 4 mihosy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 ireo ombalahy tsy mety hampihosena fa mandositra; enti-milaza olona kamo, tsy mety miasa [1.1]
Explanations in French  7 Boeuf qui ne piétine pas les rizières. Les paresseux. [2.415#6767]

Updated on 2025/09/12