Entry | olo-masina | ||||
Elementary words | olona ; masina | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | Olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Hyponyms | |||||
Anagrams | alomanosy, olo-masina |
Updated on 2023/08/12 |