|
|
|
|

Entry1  ny ony aza manam-paharitana
Elementary words  2 ony, 3 aza, 4 manana, 5 faharitana
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny zavatra heverina haharitra mandrakizay, nefa dia mety hisy farany ihany [1.1]

Updated on 2025/09/12