| Entry |
 |
nony
|
| Part of speech | |
conjunction
|
| Malagasy definition | |
Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanten [...] ¶ Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny [...] ¶ Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny mato [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation | |
When, if, if otherwise. [Richardson 1885]
|
| French translation | |
Lorsque, quand, après que.
Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes.
Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon
grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux
si l'on avait tout ce qu'on désire. [Abinal 1888]
|
| English translation | |
When (used of simultaneous events) [Hallanger 1973]
|
| French translation | |
Quand, lorsque, lors de [Hallanger 1974]
|
| Compounds | |
|
| Analogy | |
|