Entry njola
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [Rajemisa 1985]
English translation squint-eyed. [Malay Juling.] [Richardson 1885]
 cross-eyed, squint-eyed [Hallanger 1973]
French translation qui louche [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms gila
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31