Entry gila
Part of speech   adjective
Malagasy definition   jamba (Gila maso) [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   simba maso anila [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   jila (maso) njola [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [Rajemisa 1985]
English translation   white-eyed; blind. (Prov.) [Richardson 1885]
French translation   aveugle. [Tankarana] [David 1952 (takila G)]
Vocabulary  

Entry gila
Part of speech   noun
Malagasy definition   lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/03/10