Entry nidify > midify (dify)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Mitovy hevitra: mibolidy amy ~ mibosiaka ~ mihodivitra [1.1]
Explanations in English To turn aside [1.2, 1.7]
 To dodge [1.7]
Explanations in French S'esquiver [1.8]
Examples 
1Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5]
2Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471]
Morphology 
Present : midify
Past : nidify
Future : hidify
Imperative : midifia

Entry nidify > midify (dify)
Part of speech active verb
Explanations in English To have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
Vocabulary 

Anagrams