|
|
|
|

Entry1  ngitangita
Root  2 ngita
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Olioly, toa misy fivalombalonany; tsara tarehy:
5 Zazavavy ngitangita endrika izay i Soa [1.1]

Updated on 2025/11/13