Entry | 1 ngita |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika [1.1] |
Explanations in English |
4 woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). [1.2] 5 kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7] |
Explanations in French |
6 crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8] |
Examples |
7 Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
[1.437#]
8 Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#] 9 Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word ngita |
Anagrams | 32 ngita, 33 tangy |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |