|
|
|
|

Entry1  ngarangidina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina [1.1]
Explanations in English  4 complete, full, whole, perfect, applied to numbers. [1.2]
5 constituting a full period [1.7]
Explanations in French  6 se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) [1.3]
7 se dit d'une période pleine ou entière [1.8]
Examples  8  Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina [2.304#D]
Analogs  9  maninjihinjy, 10  maninjitra, 11  mipaka, 12  tontolo
All compound words  13 herintaona ngarangidina
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17