Entry ndre
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [Rajemisa 1985]
Other spellings 

Entry ndre
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Tanala] na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] na dia...aza [Rakotosaona 1972]
English definition a provincial word for na [Richardson 1885]

2012/03/03