Entry ndao
Part of speech   imperative of passive verb [list]
Malagasy definition   Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [Rajemisa 1985]
English translation   a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [Richardson 1885]
Examples  
1Ndao àry ianao hiaraka aminay. [Andraina: Mitaraina, page 207]
2- Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
Other spellings  
Analogy   ndeha

Updated on 2013/05/31