| Entry (1/5) | 1 na | 
| Part of speech | 2 conjunction [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 3   Teny mpampitohy Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1] | 
| Explanations in English | 4   or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2] 5 or; either; neither [1.7] | 
| Explanations in French | 6   ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12] 7 ou [1.8] | 
| All compound words | 8 12 combinations of this word | 
| Entry (2/5) | 9 na | 
| Part of speech | 10 particule [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 11   Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy: 1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo; 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila; 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1] | 
| Entry (3/5) | 12 na | 
| Part of speech | 13 particule [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 14   Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1] | 
| Entry (4/5) | 15 na~ | 
| Part of speech | 16 prefix [Full list] | 
| Explanations in French | 17   préfixe comme dans naotra [1.3] | 
| Entry (5/5) | 18   Na  | 
| Part of speech | 19 noun (symbol) | 
| Explanations in Malagasy | 20   Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Explanations in English | 21   Sodium. [3.1] | 
| Vocabulary | 22 Chemistry | 
| Tables and plates | 23   Periodic Table | 
| Updated on 2025/10/11 |   |