|
|
|
|

Entry (1/2)1  nangy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
4 Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1]
Morphology 
5  Simple :
Vocabulary  6  Biology
Other spellings  7 mangy
All compound words  8 vatonangy

Entry (2/2)9  nangy
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11 a provincial word for lasiray [Provincial] [1.2]

Anagrams  12 nangy, 13 ngina

Updated on 2025/11/17