|
|
|
|

Entry1  namany andava-bitsika
Elementary words  2 amany, 3 lavaka, 4 vitsika
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [1.1]
Vocabulary  7  Health

Updated on 2025/10/11