|
|
|
|

Entry1  mpitondratena
Elementary words  2 mpitondra, 3 tena
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany [1.1]
Examples  6  Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. [2.499#]
7  mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356#]
Article  8 Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12