|
|
|
|

Entry1  mpitan-damba
Elementary words  2 mpitana, 3 lamba
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady.
6 Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny. [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02