| Entry | 1 mpikarama an-trano |
| Elementary words | 2 mpikarama, 3 trano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|