| Entry | 1 mpiaotra |
| Root | 2 aotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa
[1.1] |
| Vocabulary | 5 Relationships: family |
| All compound words | 6 manao talapetraky ny mpiaotra |
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|