|
|
|
|

Entry1  mpiantsa
Part of speech  2  noun
Root  3  antsa
Explanations in Malagasy  4  [1.78] mpihira [Bara, Tanosy]
5  [1.1] ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana
Explanations in English  6  [1.2] royal singers.

Anagrams  7 antsampy, 8 mpiantsa

Updated on 2025/09/12