Entry mpianakavibe (anaka, avy, be)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [Rajemisa 1985]
Examples   Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18]

Updated on 2013/05/30