| Entry | 1 mpanazatra |
| Root | 2 zatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [1.1] |
| Explanations in French |
5 celui qui habitue [1.3#869] |
| Examples |
6 Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany.
[4.27#]
|
| Synonyms | 7 mpankazatra |
| Updated on 2025/09/12 |
|