|
|
|
|

Entry1  mpanao afera
Elementary words  2 mpanao, 3 afera
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5 affairiste, combinard [1.5]
Examples  6  dia homena teknisiana tsy manao politika, noho ny fahaizany fa tsy noho izy avy amin’ny fianakaviana na ny foko izatsy na izaroa, na noho izy mpanao afera? [4.27]

Updated on 2025/09/12