Entry | 1 mpanangona |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 mpamory [1.13] |
Explanations in French |
5 collecteur [1.13] |
Examples |
6 Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona.
[2.285]
7 Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470] 8 Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499] |
All compound words |
|
Anagrams | 10 mpanangona, 11 mpanongana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |