Entry mpampita (ita)
Part of speech noun
Explanations in French Relais, conducteur [1.13]
Examples 
1Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! [2.470]
2Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. [2.69]
3Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/09/08