Entry | 1 mpampiely |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Masina ny tenanareo mpampiely vaovao.
[2.245#]
5 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472] 6 Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |