| Entry | 1 mpampandroso |
| Root | 2 roso |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana.
[2.472#230]
5 Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470#89] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|