Entry | 1 mpamerin-drà |
Elementary words | 2 mpamerina, 3 ra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 [mpamerindra]
Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1] |
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Biology |
Analogs | 11 mpanelira |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |