|
|
|
|

Entry1  moron-tsiraka
Elementary words  2 morona, 3 tsiraka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 tany an-tsisin-dranomasina [1.1]
[morontsiraka] 6 sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Explanations in French  7 bord de la mer [1.3]
[morontsiraka] 8 côte littorale [1.13]
Examples  9  Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
10  Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Synonyms  12 moron-dranomasina

Updated on 2025/09/12