|
|
|
|

Entry1  mombamomba
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.4] Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa.
4  [4.27] Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony.
Morphology 
5  Simple :

Updated on 2024/12/07