Entry mofo
Part of speech noun
Malagasy definition Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny
¶ (Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, mofo baolina) [Rajemisa 1985]
English translation bread [Hallanger 1973]
French translation pain [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 54]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31