|
|
|
|

Entry (1/3)1 mivo
Root  2vovo
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
Explanations in English  5 to bark [1.7]
Explanations in French  6 aboyer [1.8]
Examples  7 Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
8 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
9 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Morphology 
10 Present :
11 Past :
12 Future :
Vocabulary  13 Sound 14 Zoology: (in general)

Entry (2/3)15 mivovo
Root  16vovo
Part of speech  17 active verb
Explanations in Malagasy  18 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
Morphology 
19 Present :
20 Past :
21 Future :

Entry (3/3)22 mivovo
Part of speech  23 active verb
Explanations in Malagasy  24 mitsikilo, mitily [Taisaka] [1.78]

Anagrams  25 mivovo, mivovò

Updated on 2025/11/03