|
|
|
|

Entry1  mivonto
Root  2 vonto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
5 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
6 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1]
Explanations in English  7 to swell up, to puff out [1.7]
Explanations in French  8 s'enfler [1.8]
9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Examples  10  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Vocabulary  15  Health
Analogs  16  mibokitra, 17  mibonabona, 18  mibontana, 19  mibontsina, 20  mivohitra, 21  mivozihitra, 22  mizihitra
All compound words  23  2 combinations of that word
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17