| Entry | 1 mibontana |
| Root | 2 bontana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 vokoka, manan-trafo.
[Bezanozano]
[1.78] 5 Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to swell up, as the result of a blow, or boil, etc..
[1.2] |
| All compound words | 7 filiro kely mibontana |
| Anagrams | 8 mibontana, 9 tinombana |
| Updated on 2025/11/09 |
|