Entry | 1 mivoho-mamba |
Elementary words | 2 mivoho, 3 mamba |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna. [1.1] |
Explanations in French |
6 Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse. [2.415#361] |
Examples |
7 Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka
[2.857]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |