Entry miventy hira (venty, hira)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny olona maningana mialoha, dia arahin' ny maro, izay manao toy ny valin' izay nohirainy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31