Entry (1/2) | 1 mivarahontsana |
Root | 2 varahontsana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Malemilemy toy ny olona reraka dia reraka noho ny hakiviana na ny tahotra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be in despair in the face of trouble, to be in consternation [1.7] |
Explanations in French |
6 se consterner [1.8] |
Examples |
7 nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.
[2.470]
|
Morphology |
|
Vocabulary | 11 Emotions |
Entry (2/2) | 12 mivarahontsana |
Root | 13 varahontsana |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in English |
15 to slip away, as wet earth [1.7] |
Explanations in French |
16 glisser et s'effronder comme la terre humide [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |