Entry mivanìka (vanìka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miseho (nify)
¶ Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny
¶ Mampiseho nify noho ny hatezerana
¶ Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [Rajemisa 1985]
Morphology 
mivanìka
nivanìka
hivanìka
mivanikà
Quotes 

Entry mivanikà (vanìka)
Part of speech imperative of active verb mivanìka [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/29