Entry | 1 mivadi-bolana |
Elementary words | 2 mivadika, 3 volana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mivadika amin' ny teny natao [1.1] |
Examples |
6 Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina
[2.508]
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mivadi-bolana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |