| Entry | 1 mitsongo dia |
| Elementary words | 2 mitsongo, 3 dia |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|