Entry | 1 mitsinjo avo avaratra |
Elementary words | 2 mitsinjo, 3 avo, 4 avaratra |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 mihevitra loatra ny fananan' ny ray aman-dreny ka mihaitraitra tsy mety miasa na miahy tokantrano [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |