Entry mitsingedana (tsingedana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsingedana
nitsingedana
hitsingedana
mitsingedàna

Entry mitsingedàna (tsingedana)
Part of speech imperative of active verb mitsingedana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/29